Dia hapetrakao eo amin’ny felatanan’i Aarôna sy amin’ny felatanan’ny zanany avokoa ireo zavatra ireo, ka hahevahevanao ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Iaveh.
Levitikosy 9:21 - Baiboly Katolika Raha efa izany dia nahevahevan’i Aarôna teo anatrehan’i Iaveh ny tratran’ireo amam-peny havanana, ho fanatitra ahevaheva, araka ny nandidian’i Môizy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 fa ny tratrany sy ny feny havanana kosa dia nataon’i Arona fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidian’i Mosesy azy. DIEM PROTESTANTA fa ny tratrany sy ny feny ankavanana kosa dia nahevahevan’i Aharôna teo anatrehan’ny TOMPO no fomba nanolorany azy, araka izay nandidian’i Mosesy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara fa ny tratrany sy ny feny ankavanana kosa dia nahevahevan’i Aharôna teo anatrehan’ny TOMPO no fomba nanolorany azy, araka izay nandidian’i Mosesy. Baiboly Protestanta Malagasy fa ny tratrany sy ny sorony ankavanana kosa dia nahevahevan’i Arona ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Jehovah, araka izay nandidian’i Mosesy. Malagasy Bible fa ny tratrany sy ny sorony ankavanana kosa dia nahevahevan'i Arona ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah, araka izay nandidian'i Mosesy. La Bible en Malgache fa ny tratrany sy ny feny havanana kosa dia nataon’i Arona fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidian’i Mosesy azy. |
Dia hapetrakao eo amin’ny felatanan’i Aarôna sy amin’ny felatanan’ny zanany avokoa ireo zavatra ireo, ka hahevahevanao ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Iaveh.
Ny saboram-biby maty ho azy na voaviravira, dia azo anaovan-javatra hafa ihany, fa tsy azonareo hanina velively.
napetrany teo ambonin’ny tratran’izy ireo ny saborany; dia nodoran’i Aarôna hanetona eo ambonin’ny ôtely ny sabora.
Ary niaraka tamin’izay nisy antokon’ny tafika any an-danitra tonga teo amin’ilay Anjely, ka nidera an’Andriamanitra, nanao hoe:
Izay miteny aoka ho toy ny milaza ny tenin’Andriamanitra; izay manana fandraharahana, aoka ho toy ny omban’Andriamanitra fitahiana, mba hankalaza an’Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra, amin’ny alalan’i Jesoa Kristy, Izay Tompon’ny voninahitra sy ny fahefana mandrakizay mandrakizay. Amen.