Levitikosy 18:5 - Baiboly Katolika
Tandremo ny lalàna aman-pitsipiko, fa ny olona manaraka izany, no ho velona amin’izany. Izaho no Iaveh.
Jereo ny toko
Tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona dia ho velona amin’izany izy. Izaho no TOMPO.
Jereo ny toko
«Tandremo ny lalàna amam-pitsipiko; fa izay manatanteraka izany, dia ho velona amin’izany. Izaho no TOMPO.
Jereo ny toko
«Tandremo ny lalàna amam-pitsipiko; fa izay manatanteraka izany, dia ho velona amin’izany. Izaho no TOMPO.
Jereo ny toko
Ary tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona, dia ho velona amin’izany izy: Izaho no Jehovah.
Jereo ny toko
Ary tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona, dia ho velona amin'izany izy: Izaho no Jehovah.
Jereo ny toko
Tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona dia ho velona amin’izany izy. Izaho no TOMPO.
Jereo ny toko