Isaia 55:3 - Baiboly Katolika3 Atongilano ny sofinareo, ka mankanesa atỳ amiko; mihainoa ka aoka ho velona ny fanahinareo. Ary hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho, ka hanome anareo ny fahasoavana nampanantenaina an’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Atongilano ny sofinareo ka mankanesa atỳ amiko; mihainoa dia ho velona ianareo; ary hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho, dia ny famindrampo mahatoky nampanantenaina an’i Davida. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Mankanesa atỳ amiko ianareo, ka manongilàna sofina; henoy Aho, dia ho velombelona indray ny tenanareo. Hanaovako fanekempihavanana mandrakizay ianareo ka homeko ny fitahiana nampanantenaiko an’i Davida: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Mankanesa atỳ amiko ianareo, ka manongilàna sofina; henoy Aho, dia ho velombelona indray ny tenanareo. Hanaovako fanekempihavanana mandrakizay ianareo ka homeko ny fitahiana nampanantenaiko an’i Davida: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Atongilano ny sofinareo, ka mankanesa atỳ amiko,– Mihainoa, dia ho velombelona ny fanahinareo; Ary hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho, Dia ny famindrampo mahatoky nampanantenaina an’i Davida. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Atongilano ny sofinareo, ka mankanesa atỳ amiko, mihainoa, dia ho velombelona ny fanahinareo; ary hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho, dia ny famindram-po mahatoky nampanantenaina an'i Davida. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Atongilano ny sofinareo ka mankanesa atỳ amiko; mihainoa dia ho velona ianareo; ary hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho, dia ny famindrampo mahatoky nampanantenaina an’i Davida. Jereo ny toko |