Manasa ny tanako amin’ny tsy fananan-tsiny aho, ary manodidina ny ôtelinao aho, ry Iaveh,
Levitikosy 15:10 - Baiboly Katolika Izay mikasika ny zavatra natao teo ambaniny, haloto mandra-paharivan’ny andro, ary izay mitondra izany, dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano, ary haloto mandra-paharivan’ny andro. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izay rehetra mikasika ny zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan’ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro. DIEM PROTESTANTA Izay mahakasika zavatra natao teo ambanin-dralehilahy io dia haloto mandra-paharivan’ny andro; izay mitondra izany zavatra izany kosa dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izay mahakasika zavatra natao teo ambanin-dralehilahy io dia haloto mandra-paharivan’ny andro; izay mitondra izany zavatra izany kosa dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay rehetra mikasika izay zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan’ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro. Malagasy Bible Ary izay rehetra mikasika izay zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan'ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro. La Bible en Malgache Izay rehetra mikasika ny zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan’ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro. |
Manasa ny tanako amin’ny tsy fananan-tsiny aho, ary manodidina ny ôtelinao aho, ry Iaveh,
«Izao koa no hahaloto anareo, ka na zovy na zovy no hikasika ny fatiny, dia haloto mandra-paharivan’ny andro;
Izay voakasiky ny marary mitsîka ka tsy nanasa tanana tamin’ny rano, dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Izay mikasika ny fandriany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Izay olona madio raha voaroran’ny marary mitsîka dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro io olona io.
Ny zavatra rehetra kasihin’izay maloto, dia haloto, ary ny olona mikasika azy, dia haloto mandra-paharivan’ny andro.
Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy. Diovy ny tananareo, ry mpanota; ary ataovy mangarangarana ny fonareo, ry mpiroa saina.