Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Josoa 20:6 - Baiboly Katolika

Hitoetra amin’izany tanàna izany izay nahafaty olona, mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana, mandra-pahafatin’izay mpisorona lehibe amin’izany andro izany. Fa amin’izay dia hody ilay nahafaty olona ary hiverina any an-tanànany sy any an-tranony, dia any amin’ny tanàna nialany nandositra.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia hitoetra ao amin’izany tanàna izany izy mandra-pisehony eo anatrehan’ny fiangonana mba hotsaraina, sy mandra-pahafatin’izay Mpisoronabe amin’izany fotoanandro izany; fa avy eo dia hiverina ilay nahafaty olona ka hody any an-tanànany sy any an-tranony, dia any amin’ny tanàna izay nialany fony izy nandositra.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Honina ao amin’io tanàna io izy ambara-pisehony hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana israelita ary ambara-pahafatin’ny mpisorombe niasa tamin’izany andro izany. Dia hody ilay nahafaty olona ka hiverina an-tranony, any amin’ilay tanàna izay nialany fony izy nandositra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Honina ao amin’io tanàna io izy ambara-pisehony hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana israelita ary ambara-pahafatin’ny mpisorombe niasa tamin’izany andro izany. Dia hody ilay nahafaty olona ka hiverina an-tranony, any amin’ilay tanàna izay nialany fony izy nandositra.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dia hitoetra ao amin’izany tanàna izany izy mandra-pisehony eo anatrehan’ny fiangonana hotsaraina, sy mandra-pahafatin’izay mpisoronabe amin’izany andro izany; dia hiverina ilay nahafaty olona ka hody any an-tanànany sy any an-tranony, dia any amin’ny tanàna izay nialany fony izy nandositra.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia hitoetra ao amin'izany tanàna izany izy mandra-pisehony eo anatrehan'ny fiangonana hotsaraina, sy mandra-pahafatin'izay mpisoronabe amin'izany andro izany; dia hiverina ilay nahafaty olona ka hody any an-tanànany sy any an-tranony, dia any amin'ny tanàna izay nialany fony izy nandositra.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia hitoetra ao amin’izany tanàna izany izy mandra-pisehony eo anatrehan’ny fiangonana mba hotsaraina, sy mandra-pahafatin’izay Mpisoronabe amin’izany fotoanandro izany; fa avy eo dia hiverina ilay nahafaty olona ka hody any an-tanànany sy any an-tranony, dia any amin’ny tanàna izay nialany fony izy nandositra.

Jereo ny toko



Josoa 20:6
3 Rohy Ifampitohizana  

Izany tanàna izany, dia ho fialofana ho anareo tsy ho azon’ny mpamaly ra; mba tsy hovonoina, alohan’ny hisehoany hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana izay nahafaty olona.


raha izany dia ho nijaly matetika Izy hatrizay nanaovana izao tontolo izao; fa indray mandeha monja Izy no niseho tamin’izao andro farany izao, mba hamongotra ny fahotana tamin’ny nanolorany ny Tenany ho sorona.