Ny fokon’i Kariatiarima dia: ny Jetreanina, ny Afoteanina, ny Semateanina ary ny Masereanina. Avy amin’izy ireo no niavian’ny Sareanina sy ny Estaôlianina.
Josoa 15:33 - Baiboly Katolika Ny tao amin’ny Seeflà dia: i Estaôla, i Sarea, i Asenà, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary teo amin’ny tany Sefela dia i Estaola, i Zora, i Asna, DIEM PROTESTANTA Ireto avy kosa ireo tanàna teo amin’ny lemak’i Sefelà: i Estaôla, i Tsôrehà, i Adenà, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireto avy kosa ireo tanàna teo amin’ny lemak’i Sefelà: i Estaôla, i Tsôrehà, i Adenà, Baiboly Protestanta Malagasy Ary teo amin’ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna Malagasy Bible Ary teo amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna La Bible en Malgache Ary teo amin’ny tany Sefela dia i Estaola, i Zora, i Asna, |
Ny fokon’i Kariatiarima dia: ny Jetreanina, ny Afoteanina, ny Semateanina ary ny Masereanina. Avy amin’izy ireo no niavian’ny Sareanina sy ny Estaôlianina.
Nony tonga tao amin’ny lohasaha Eskôla izy ireo dia nanapaka rantsam-boaloboka iray nisy sampahony, ka roa lahy izy no nilanja an’io tamin’ny hazo lava; naka ampongabendanitra sy aviavy koa izy.
Nisy lehilahy anankiray, atao hoe Manôe, fianakavian’i Danita, avy amin’ny Saraà; momba ny vadiny, ka tsy niteraka.
Dia nanomboka nitaona azy ho any Makaneha-Dana anelanelan’i Saraà sy i Estaola ny fanahin’i Iaveh.
Dia nidina ny rahalahiny mbamin’ny mpianakavin-drainy rehetra ka naka azy. Nony tafakatra izy ireo dia nandevina azy tao anelanelan’i Saraà sy i Estaola, amin’ny fasan’i Manôe rainy. Roapolo taona no nitsarany an’i Israely.