dia nomena an’i Hebrôna mbamin’ny tany fiandrasam-biby manodidina azy teo amin’ny tanin’i Jodà;
Jeremia 38:1 - Baiboly Katolika Tamin’izay i Safatiasa zanak’i Matàna, i Gedeliasa zanak’i Fasora, ary i Jokaly zanak’i Selemiasa, ary i Fasora zanak’i Melkiasa, dia nandre ny teny nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Safatia, zanak’i Matana, sy i Gedalia, zanak’i Pasora, ary i Jokala, zanak’i Selemia, sy i Pasora, zanak’i Malkia, dia nandre ny teny izay nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra hoe: DIEM PROTESTANTA I Sefatià zanakalahin’i Matàna sy i Gedalià zanakalahin’i Pasehora sy i Jokaly zanakalahin’i Selemià ary i Pasehora zanakalahin’i Malkià dia samy nandre ny teny nolazain’i Jeremià tamin’ny olona rehetra nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Sefatià zanakalahin’i Matàna sy i Gedalià zanakalahin’i Pasehora sy i Jokaly zanakalahin’i Selemià ary i Pasehora zanakalahin’i Malkià dia samy nandre ny teny nolazain’i Jeremià tamin’ny olona rehetra nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy ARY Safatia, zanak’i Matana, sy Gedalia, zanak’i Pasora, sy Jokala, zanak’i Semelia, ary Pasora, zanak’i Malkia, dia nandre ny teny izay efa nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra nanao hoe: Malagasy Bible Ary Safatia, zanak'i Matana, sy Gedalia, zanak'i Pasora, sy Jokala, zanak'i Semelia, ary Pasora, zanak'i Malkia, dia nandre ny teny izay efa nolazain'i Jeremia tamin'ny vahoaka rehetra nanao hoe: La Bible en Malgache Ary i Safatia, zanak’i Matana, sy i Gedalia, zanak’i Pasora, ary i Jokala, zanak’i Selemia, sy i Pasora, zanak’i Malkia, dia nandre ny teny izay nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra hoe: |
dia nomena an’i Hebrôna mbamin’ny tany fiandrasam-biby manodidina azy teo amin’ny tanin’i Jodà;
i Adaiasa zanak’i Jerôhama zanak’i Fasora zanak’i Melkiasa; i Maasaì zanak’i Adiela zanak’i Jezrà zanak’i Mosolama zanak’i Mosolamita zanak’i Emera;
mbamin’ny rahalahin’ireo, izay nanao ny raharaha tao an-trano: 822; i Adaiasa zanak’i Jerohama zanak’i Feleliasa zanak’i Amsỳ, zanak’i Zakaria zanak’i Fasora zanak’i Melkiasa,
Teny notononin’i Jeremia momba ny vahoaka rehetra any Jodà, mbamin’ny mponina rehetra any Jerosalema nataony hoe:
Hovonjeko anefa ianao amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh, - fa tsy ho voatolotra ao an-tanan’ny olona atahoranao.
«Efa noraranay mafy ianareo mba tsy hampianatra amin’izany Anarana izany, kanjo vao mainka naelinareo eran’i Jerosalema ny fampianaranareo, ary izahay indray tadiavinareo hianjeran’ny ran’iny Lehilahy iny.»