fa izy kosa nandroso lalana indray andro tany an’efitra; ary nony mby tany izy, nipetraka teo ambanin’ny kofafambohitra anankiray, dia nangataka ny ho faty, nanao hoe: «Aoka izay! alao amin’izao ny aiko, ry Iaveh ô, fa tsy tsara noho ny razako aho.»
Jeremia 20:14 - Baiboly Katolika Ho voaozona anie ny andro nahaterahako! Tsy hotahina anie ny andro niterahan’i neny ahy! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahìna anie ny andro izay niterahan’Ineny ahy! DIEM PROTESTANTA Ho voaozona anie ny andro nahaterahako, dia ny andro izay niterahan’i Neny ahy; eny, enga anie tsy hisy olona hilaza izany hoe ombàm-pitahiana! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ho voaozona anie ny andro nahaterahako, dia ny andro izay niterahan’i Neny ahy; eny, enga anie tsy hisy olona hilaza izany hoe ombàm-pitahiana! Baiboly Protestanta Malagasy Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahina anie ny andro izay niterahan’ineny ahy! Malagasy Bible Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahina anie ny andro izay niterahan'ineny ahy! La Bible en Malgache Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahìna anie ny andro izay niterahan’Ineny ahy! |
fa izy kosa nandroso lalana indray andro tany an’efitra; ary nony mby tany izy, nipetraka teo ambanin’ny kofafambohitra anankiray, dia nangataka ny ho faty, nanao hoe: «Aoka izay! alao amin’izao ny aiko, ry Iaveh ô, fa tsy tsara noho ny razako aho.»
Loza ho ahy, ry neny, ny niterahanao ahy, mba ho olona filàna ady amam-pifandirana amin’ny tany rehetra aho. Tsy mba nisambotra na inona na inona aho, tsy nampisambotra na inona na inona tamiko izy, nefa manozona ahy avokoa izy rehetra!»