Joba 3:1 - Baiboly Katolika1 Rehefa afaka izany, dia niloa-bava i Jôba ary nanozona ny andro nahaterahany izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Rehefa afaka izany dia niloa-bava i Joba nanozona ny androny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Niloa-bava ihany i Jôba tamin’ny farany ka nanozona ny andro nahaterahany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Niloa-bava ihany i Jôba tamin’ny farany ka nanozona ny andro nahaterahany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 REHEFA afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Rehefa afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny Jereo ny toko |