Jeremia 2:17 - Baiboly Katolika
Izany no mahazo anao, moa tsy dia noho ianao nahafoy an’i Iaveh Andriamanitrao, tamin’ny andro nitondrany anao teny an-dalana?
Jereo ny toko
Moa tsy ny nahafoizanao NY TOMPO Andriamanitrao tamin’ny andro nitondrany anao teny an-dalana va no nahatonga izany taminao?
Jereo ny toko
Ny nahatonga izany taminao ve tsy noho ny nandaozanao ny TOMPO Andriamanitrao tamin’ny andro nitantanany anao teny an-dalana?
Jereo ny toko
Ny nahatonga izany taminao ve tsy noho ny nandaozanao ny TOMPO Andriamanitrao tamin’ny andro nitantanany anao teny an-dalana?
Jereo ny toko
Moa tsy ny nahafoizanao an’i Jehovah Andriamanitrao Tamin’ny andro nitondrany anao teny an-dàlana va No nahatonga izany taminao?
Jereo ny toko
Moa tsy ny nahafoizanao an'i Jehovah Andriamanitrao tamin'ny andro nitondrany anao teny an-dalana va no nahatonga izany taminao?
Jereo ny toko
Moa tsy ny nahafoizanao NY TOMPO Andriamanitrao tamin’ny andro nitondrany anao teny an-dalana va no nahatonga izany taminao?
Jereo ny toko