Jeremia 16:11 - Baiboly Katolika
Dia izao no holazainao azy: Noho ny nahafoizan’ny razanareo Ahy, - teny marin’i Iaveh; - sy andriamani-kafa no narahin’ireny, notompoiny, nivavahany; fa Izaho nilaozany, ny lalàko tsy notandremany.
Jereo ny toko
Dia lazao aminy hoe: Noho ny nahafoizan’ny razanareo Ahy, hoy NY TOMPO, noho ny nanarahany andriamanitra hafa, noho ny nanompoany azy sy ny niankohofany teo anatrehany ary ny nahafoizany Ahy sy ny tsy nitandremany ny lalànako.
Jereo ny toko
Ny havalinao kosa dia hoe: ‹Satria nahafoy Ahy ny razanareo ka nifikitra tamin’ny andriamani-kafa ary nanompo azy sy niankohoka teo anatrehany. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany. Nahafoy Ahy izy ary tsy nitandrina ny lalànako.

dia lazao aminy hoe: Noho ny nahafoizan’ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, Sy ny nanarahany andriamani-kafa Sy ny nanompoany azy sy ny niankohofany teo anatrehany Ary ny nahafoizany Ahy sy ny tsy nitandremany ny lalàko.
Jereo ny toko
dia lazao aminy hoe: Noho ny nahafoizan'ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, sy ny nanarahany andriamani-kafa sy ny nanompoany azy sy ny niankohofany teo anatrehany ary ny nahafoizany Ahy sy ny tsy nitandremany ny lalàko.