Jeremia 14:5 - Baiboly Katolika Ny serfa vavy any an-tsaha aza, aterany ny zanany dia ilaozany, noho ny tsy fisian’ny ahitra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, rehefa miteraka, dia mandao ny zanany noho ny tsy fisian’ny ahi-maitso. DIEM PROTESTANTA Na ny dieravavy eny an-tsaha aza, dia mahafoy ny zanany vao teraka satria tsy misy ahi-maitso intsony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Na ny dieravavy eny an-tsaha aza, dia mahafoy ny zanany vao teraka satria tsy misy ahi-maitso intsony. Baiboly Protestanta Malagasy Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, raha miteraka, dia mahafoy Noho ny tsi-fisian’ny ahi-maitso. Malagasy Bible Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, raha miteraka, dia mahafoy noho ny tsi-fisian'ny ahi-maitso. La Bible en Malgache Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, rehefa miteraka, dia mandao ny zanany noho ny tsy fisian’ny ahi-maitso. |
Mampiteraka ny serfa vavy ny feon’i Iaveh, sady mampihintsan-dravina ny ala be; ary ao an-tempoliny ny zava-drehetra samy milaza hoe: «Voninahitra!»
Satria ritra ny ranon’i Nimrima, maina ny ahitra, fongana ny ahi-maitso, tsy misy intsony izay zava-maitso.
Endrey izany fitolokon’ny biby; Mihoalahoala ny andian’omby, satria tsy manan-kanina izy, miferinaina mbamin’ny andian’ondry.