Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 14:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Na ny dieravavy eny an-tsaha aza, dia mahafoy ny zanany vao teraka satria tsy misy ahi-maitso intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, rehefa miteraka, dia mandao ny zanany noho ny tsy fisian’ny ahi-maitso.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Na ny dieravavy eny an-tsaha aza, dia mahafoy ny zanany vao teraka satria tsy misy ahi-maitso intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Ny serfa vavy any an-tsaha aza, aterany ny zanany dia ilaozany, noho ny tsy fisian’ny ahitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, raha miteraka, dia mahafoy Noho ny tsi-fisian’ny ahi-maitso.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, raha miteraka, dia mahafoy noho ny tsi-fisian'ny ahi-maitso.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, rehefa miteraka, dia mandao ny zanany noho ny tsy fisian’ny ahi-maitso.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 14:5
5 Rohy Ifampitohizana  

I Naftalỳ dia toy ny osivavy mikarenjy izay manan-janaka tsara tarehy.


Mampangovitra ny ôaka ny feon’ny TOMPO ary mampihintsan-dravina ny ala be. Ny ao an-dapan’ny Tompo samy manao hoe: «Voninahitra anie ho an’Andriamanitra!»


Nanjary ritra ny ranon’i Nimrima, maina ny vilona, nalazo ny zava-maniry, ary tsy nisy ahi-maitso intsony.


Indrisy fa mitoreo ny biby! Mihoalahoala ny andian’omby, satria tsy misy ahitra ho azy. Eny, mihareraka hatramin’ny andian’ondry aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra