Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 14:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Noho ny fangentan’ny tany fa tsy nisy orana latsaka taminy dia menatra sy diso fanantenana ny tantsaha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Noho ny fangentan’ny tany, noho ny tsy nilatsahan’ny ranonorana taminy dia menatra ny mpiasa ka misaron-doha.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Noho ny fangentan’ny tany fa tsy nisy orana latsaka taminy dia menatra sy diso fanantenana ny tantsaha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Noho ny tany vaky hentana, azon’ny tsy fisian’ny orana amin’ny tany, dia mangaihay ny mpiasa, ka misaron-doha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Noho ny fangentan’ ny tany Noho ny tsy nilatsahan’ny ranonorana taminy, Dia menatra ny mpiasa ka misaron-doha.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Noho ny fangentan'ny tany, noho ny tsy nilatsahan'ny ranonorana taminy, dia menatra ny mpiasa ka misaron-doha.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Noho ny fangentan’ny tany, noho ny tsy nilatsahan’ny ranonorana taminy dia menatra ny mpiasa ka misaron-doha.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 14:4
10 Rohy Ifampitohizana  

Dia hialanao amin-kenatra koa i Ejipta ka hanaron-tava amin’ny tanana ianao; satria Izaho TOMPO tsy manaiky ny hitadiavanao io karazam-panampiana io, fa tsy hanambina anao izany.


Koa nosakanako tsy ho avy aminao ny oram-be sady tsy nisy koa ny oran-dohataona. Nefa nikiry hijangajanga ihany ianao fa tsy nety niaiky ny fahadisoanao.


Malahelova ianareo mpiasa tany, midradradradrà ianareo mpamboly voaloboka; ny amin’ny vary sy ny ôrza, dia levona ny vokatry ny saha.


Maina tao ambanin’ny bainga ny voa; foana ny sompitra, mirodana ny trano fitehirizana fa tsy misy intsony ny vary.


«Raha amin’izany no tsy henoinareo ihany Aho, dia mbola hofaiziko impito henin’izany ianareo noho ny fahotanareo.


Nivembena nankao amin’ny tanàna iray ny mponina tamin’ny tanàna roa na telo mba hisotro rano tsy nahafa-ketaheta, nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.


Ny firenena hafa rehetra koa dia ho loa-bolana hoe: «Nahoana re ny TOMPO no dia nanao toy izany tamin’ity tany ity? Inona no hevitr’izao fahatezerany mirehitra mafy izao?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra