Isaia 9:1 - Baiboly Katolika
Ny vahoaka nandeha tamin’ny haizim-pito, nahita mazava lehibe; ary ireo nonina tamin’ny tany aloky ny fahafatesana, namirapiratan’ny mazava.
Jereo ny toko
Ny olona izay mandeha amin’ny maizina dia mahita mazava lehibe; izay mitoetra amin’ny tanin’ny aloky ny fahafatesana no amirapiratan’ny mazava.
Jereo ny toko
Ny vahoaka mandeha ao anatin’ny haizina dia hahita hazavana lehibe; ary ny olona mipetraka ao amin’ny tany izay tandindomin’ny fahafatesana dia hiposahan’ny hazavana.
Jereo ny toko
Ny vahoaka mandeha ao anatin’ny haizina dia hahita hazavana lehibe; ary ny olona mipetraka ao amin’ny tany izay tandindomin’ny fahafatesana dia hiposahan’ny hazavana.
Jereo ny toko
Ny olona izay mandeha amin’ny maizina Dia mahita mazava lehibe; Izay mitoetra amin’ny tany aloky ny fahafatesana No iposahan’ny mazava.
Jereo ny toko
Ny olona izay mandeha amin'ny maizina dia mahita mazava lehibe; Izay mitoetra amin'ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan'ny mazava.
Jereo ny toko
Ny olona izay mandeha amin’ny maizina dia mahita mazava lehibe; izay mitoetra amin’ny tanin’ny aloky ny fahafatesana no amirapiratan’ny mazava.
Jereo ny toko