Isaia 61:4 - Baiboly Katolika
Amin’izany izy ireo dia hanangana ny efa rava ela; hanarina indray ny sisan’izay voafongotra fahiny; hamboatra ny tanàna simba, mbamin’ny korontan-javatra rava tamin’ny taona lasa.
Jereo ny toko
Koa hanangana ny efa rava hatry ny fony fahagola izy ary hamboatra ny efa lao hatramin’ny fahiny, dia hohavaoziny indray ny tanàna rava, izay efa lao hatramin’ny taranaka nifandimby.
Jereo ny toko
Haorina indray ireo zavatra rava fahiny, hatsangana indray ny trano nirodana taloha; hohavaozina ny tanàna rava, dia ireo efa simba hatry ny ela be.
Jereo ny toko
Haorina indray ireo zavatra rava fahiny, hatsangana indray ny trano nirodana taloha; hohavaozina ny tanàna rava, dia ireo efa simba hatry ny ela be.
Jereo ny toko
Koa hatsangana ny efa rava hatry ny fony fahagola, Ary hamboarina ny efa lao hatramin’ny fahiny, Dia hohavaozina indray ny tanàna rava, Izay efa lao hatramin’ny taranaka lasa ela.
Jereo ny toko
Koa hatsangana ny efa rava hatry ny fony fahagola, ary hamboarina ny efa lao hatramin'ny fahiny, dia hohavaozina indray ny tanàna rava, Izay efa lao hatramin'ny taranaka lasa ela.