Isaia 34:11 - Baiboly Katolika
Ny pelikano aman-tsokina no hivolon-tompony ao; ny vorondolo sy ny goaika no honina ao; ary hoenjehina eo aminy ny famolain’ny fikorontanana sy ny levin’ny fanafoanana.
Jereo ny toko
Fa ho zaratanin’ny tararaka sy ny sokina izy. Hitoetra ao ny vorondolo lehibe sy ny goaika, ary hohenjanina eo aminy ny kofehy fandrefesan’ny fikorontanana sy ny fandrefesana marindranon’ny fahafoanana.
Jereo ny toko
Ho kianjan’ny tararaka sy ny sokina izy ary honenan’ny vorondolo sy ny goaika. Hohenjanin’ny Tompo eo aminy ny famolaina fandravana sy ny pilao fandrodanana.
Jereo ny toko
Ho kianjan’ny tararaka sy ny sokina izy ary honenan’ny vorondolo sy ny goaika. Hohenjanin’ny Tompo eo aminy ny famolaina fandravana sy ny pilao fandrodanana.
Jereo ny toko
Fa ho zara-tanin’ny sama sy ny sokina izy, Ny vorondolo lehibe sy ny goaika dia hitoetra ao; Ary hohenjaniny eo aminy ny famolaina fikorontanana Sy ny pilao fahafoanana.
Jereo ny toko
Fa ho zara-tanin'ny sama sy ny sokina izy, ny vorondolo lehibe sy ny goaika dia hitoetra ao; Ary hohenjaniny eo aminy ny famolaina fikorontanana sy ny pilao fahafoanana.