Isaia 34:17 - Baiboly Katolika17 Tenany no nanao loka ho an’ireo, ary tanany no nizara ny tany ho azy ireo amin’ny famolaina; ka hanana izany mandrakizay ireo; ary honina ao amin’ny taona mifandimby. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Izy no nanendry anjara ho an’ireo ary ny tanany no nizara izany ho an’ireo tamin’ny kofehy fandrefesana. Handova izany mandrakizay ireo ka hitoetra ao hatramin’ny taranany fara aman-dimby. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Antsapaka no nanendreny ny anjaran’ny tsirairay, noraisiny ny famolaina hizaràna ny tany ho azy; ireo no ho tompony hatrany hatrany ka honina ao hatramin’ny taranaka mifandimby. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Antsapaka no nanendreny ny anjaran’ny tsirairay, noraisiny ny famolaina hizaràna ny tany ho azy; ireo no ho tompony hatrany hatrany ka honina ao hatramin’ny taranaka mifandimby. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary Izy no efa nanendry anjara ho an’ireo Ary ny tànany no efa nizara izany ho an’ireo tamin’ny famolaina; Handova izany mandrakizay ireo Ary hitoetra ao hatramin’ny taranaka fara mandimby. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary Izy no efa tinendry anjara ho an'ireo ary ny tànany no efa nizara izany ho an'ireo tamin'ny famolaina; Handova izany mandrakizay ireo ary hitoetra ao hatramin'ny taranaka fara-mandimby. Jereo ny toko |