Isaia 28:8 - Baiboly Katolika feno lo maloto ny latabatra rehetra, tsy misy fitoerana intsony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Feno loa sy loto ny latabatra rehetra ka tsy misy madio hitoerana intsony. DIEM PROTESTANTA Feno loany ny latabatra rehetra misy azy, ka efa tsy misy toerana madio intsony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Feno loany ny latabatra rehetra misy azy, ka efa tsy misy toerana madio intsony. Baiboly Protestanta Malagasy Fa feno loa sy loto ny latabatra rehetra, Ka efa tsy misy madio hitoerana. Malagasy Bible Fa feno loa sy loto ny latabatra rehetra, ka efa tsy misy madio hitoerana. La Bible en Malgache Feno loa sy loto ny latabatra rehetra ka tsy misy madio hitoerana intsony. |
Kanjo fety amam-piravoravoana no hita; manominda omby ny olona, mamono ondry, mivoky hena sy misotro divay, manao hoe: «Aoka hihinana sy hisotro isika, fa ho faty ihany rahampitso.»
Ataovy doroka izy, fa nitsangan-kanohitra an’i Iaveh. Aoka i Moaba hihosinkosina amin’ny loany, ary aoka izy koa ho tonga fihomehezana!