Isaia 1:6 - Baiboly Katolika
Hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha, tsy misy salama na dia kely aza, ao aminy: Tsy misy afa-tsy ratra, dian-kapoka, fery mangirifiry, tsy voasasa, na voabandy, na voalemin-diloilo akory.
Jereo ny toko
Hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha dia tsy misy izay tsy marary, ratra sy dian-kapoka ary fery vao tsy voatsabo na voafehy na voalemin’ny diloilo.
Jereo ny toko
Hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha dia tsy misy tsy marary: ratra, dian-kapoka, fery vao, tsy mbola nisy nanadio na namehy na nanisy diloilo.
Jereo ny toko
Hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha dia tsy misy tsy marary: ratra, dian-kapoka, fery vao, tsy mbola nisy nanadio na namehy na nanisy diloilo.
Jereo ny toko
Hatramin’ny faladia ka hatramin’ny loha dia tsy misy izay tsy marary, Fa ratra sy dian-kapoka ary fery vao; Tsy mbola voaporitra, na voafehy, na voalemin’ny diloilo izy.
Jereo ny toko
Hatramin'ny faladia ka hatramin'ny loha dia tsy misy izay tsy marary, Fa ratra sy dian-kapoka ary fery vao; Tsy mbola voaporitra, na voafehy, na voalemin'ny diloilo izy.
Jereo ny toko
Hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha dia tsy misy izay tsy marary, ratra sy dian-kapoka ary fery vao tsy voatsabo na voafehy na voalemin’ny diloilo.
Jereo ny toko