Hosea 8:6 - Baiboly Katolika
Fa avy amin’i Israely koa izy; mpanao taozavatra no nanamboatra azy, ka tsy Andriamanitra izy io; fa hotorotoroina ny zanak’ombin’i Samaria!
Jereo ny toko
Fa avy tamin’ny Israely ireny; mpahay taozavatra no nanao azy ka tsy andriamanitra io! Ho torotoro ny ombilahikelin’i Samaria.
Jereo ny toko
Fa avy tamin’i Israely io ombilahikely io, mpahay taozavatra no namboatra azy, ka dia tsy Andriamanitra izy; eny, ho montsamontsana ilay ombilahikelin’i Samaria.
Jereo ny toko
Fa avy tamin’i Israely io ombilahikely io, mpahay taozavatra no namboatra azy, ka dia tsy Andriamanitra izy; eny, ho montsamontsana ilay ombilahikelin’i Samaria.
Jereo ny toko
Fa avy tamin’ny Isiraely koa izany; Ny mpiasa no nanao azy, ka dia tsy Andriamanitra izy, Fa ho torotoro ilay ombilahy kelin’i Samaria.
Jereo ny toko
Fa avy tamin'ny Isiraely koa izany; Ny mpiasa no nanao azy, ka dia tsy Andriamanitra izy, fa ho torotoro ilay ombilahy kelin'i Samaria.
Jereo ny toko
Fa avy tamin’ny Israely ireny; mpahay taozavatra no nanao azy ka tsy andriamanitra io! Ho torotoro ny ombilahikelin’i Samaria.
Jereo ny toko