Ary hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy, ny taranakao sy ny taranany; izy hanorotoro ny lohanao, ianao kosa hanorotoro ny ombalahin-tongony.»
Hebreo 10:7 - Baiboly Katolika ka hoy Aho hoe: Inty Aho tonga fa Izaho no voalaza ao amin’ny horonam-boky hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia hoy Aho: Inty Aho tonga, ao amin’ny horonam-boky no nanoratana Ahy, hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô» (Sal 40.6-8). DIEM PROTESTANTA ka hoy Aho hoe: ‹Intỳ aho, Andriamanitra ô, tonga hanao ny sitraponao›; fa izany no voasoratra momba Ahy, ao amin’ny horonambokin’ny lalàna.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka hoy Aho hoe: ‹Intỳ aho, Andriamanitra ô, tonga hanao ny sitraponao›; fa izany no voasoratra momba Ahy, ao amin’ny horonambokin’ny lalàna.» Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Izaho: Inty Aho tonga– Ao amin’ny horonam-boky no nanoratana Ahy– Hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô’’. (Sal. 40.6–8). Malagasy Bible Dia hoy Izaho: Inty Aho tonga - Ao amin'ny horonam-boky no nanoratana Ahy -Hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô". (Sal. 40.6-8). La Bible en Malgache dia hoy Aho: Inty Aho tonga, ao amin’ny horonam-boky no nanoratana Ahy, hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô» (Sal 40.6-8). |
Ary hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy, ny taranakao sy ny taranany; izy hanorotoro ny lohanao, ianao kosa hanorotoro ny ombalahin-tongony.»
Ka indro hita tao Ekbatàna, tanàna mimanda ao amin’ny faritanin’i Media, horonan-taratasy anankiray nisy izao filazana voasoratra izao:
nilalao teo amin’ny gilôbin’ny taniny, ary nahita fahafinaretana teo amin’ny zanak’olombelona.»
Mangalà horonan-taratasy ianao, ka soraty ao avokoa ny teny nolazaiko taminao, mamely an’i Israely sy i Jodà ary ny firenena rehetra, hatramin’ny andro nitenenako taminao, hatramin’ny andron’i Josiasa ka mandraka androany.
Dia nojereko, ka indro nisy tanana natsotra nankatỳ amiko, ary indro fa nitana horonan-taratasy.
Hoy Izy tamiko: «Ry zanak’olona, hano io hitanao eo anoloanao io; hano io taratasy io, dia mandehana miteny amin’ny taranak’i Israely.»
Fa hoy i Jesoa tamin’izy ireo: «Ny haniko dia ny manao ny sitrapon’Izay naniraka Ahy, sy ny manatanteraka ny asany.
Raha Izaho ihany, tsy mahazo manao na inona na inona; fa araka izay reko no itsarako, ka marina ny fitsaràko, satria tsy mitady ny sitrapoko aho, fa ny sitrapon’Izay naniraka Ahy.
satria Izaho no nidina avy any an-danitra dia tsy ny hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon’Izay naniraka Ahy.