Hebreo 10:6 - Baiboly Katolika6 tsy sitrakao ny sorona dorana sy ny sorona noho ny ota, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Tsy sitrakao ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra noho ny ota; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 tsy sitrakao ireo biby dorana eo amin’ny alitara sy ireo sorona ho fanalana ny ota, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 tsy sitrakao ireo biby dorana eo amin’ny alitara sy ireo sorona ho fanalana ny ota, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ny fanatitra dorana sy ny fanatitra noho ny ota tsy sitrakao; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ny fanatitra odorana sy ny fanatitra noho ny ota tsy sitrakao; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Tsy sitrakao ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra noho ny ota; Jereo ny toko |