Hebreo 10:7 - Baiboly Katolika7 ka hoy Aho hoe: Inty Aho tonga fa Izaho no voalaza ao amin’ny horonam-boky hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 dia hoy Aho: Inty Aho tonga, ao amin’ny horonam-boky no nanoratana Ahy, hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô» (Sal 40.6-8). Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 ka hoy Aho hoe: ‹Intỳ aho, Andriamanitra ô, tonga hanao ny sitraponao›; fa izany no voasoratra momba Ahy, ao amin’ny horonambokin’ny lalàna.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 ka hoy Aho hoe: ‹Intỳ aho, Andriamanitra ô, tonga hanao ny sitraponao›; fa izany no voasoratra momba Ahy, ao amin’ny horonambokin’ny lalàna.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia hoy Izaho: Inty Aho tonga– Ao amin’ny horonam-boky no nanoratana Ahy– Hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô’’. (Sal. 40.6–8). Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia hoy Izaho: Inty Aho tonga - Ao amin'ny horonam-boky no nanoratana Ahy -Hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô". (Sal. 40.6-8). Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 dia hoy Aho: Inty Aho tonga, ao amin’ny horonam-boky no nanoratana Ahy, hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô» (Sal 40.6-8). Jereo ny toko |