Hebreo 10:8 - Baiboly Katolika8 Voalohany aloha lazainy hoe: Samy tsy nilainao sy tsy sitrakao na ny fanatitra na ny sorona dorana, na ny sorona noho ny ota, dia zavatra natolotra araka ny Lalàna avokoa ireny; - Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Rehefa voalaza taloha hoe: Tsy ilainao ary tsy sitrakao ny fanatitra alatsa-dra, ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ny fanatitra dorana manontolo ary ny fanatitra noho ny ota, dia ireny atolotra araka ny lalàna ireny, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Voalohany indrindra dia hoy i Kristy: «Tsy nilainao sady tsy sitrakao ny sorona sy ny fanatitra, ary ny biby dorana eo amin’ny alitara sy ny sorona ho fanalana ny ota»; kanefa ireo rehetra ireo dia natolotra araka ny lalàna avokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Voalohany indrindra dia hoy i Kristy: «Tsy nilainao sady tsy sitrakao ny sorona sy ny fanatitra, ary ny biby dorana eo amin’ny alitara sy ny sorona ho fanalana ny ota»; kanefa ireo rehetra ireo dia natolotra araka ny lalàna avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Rehefa nolazainy teo hoe: ,,Ny fanatitra alatsa-dra sy ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra dorana ary ny fanatitra noho ny ota’’ (dia ireny aterina araka ny lalàna) ,,no tsy ilainao ary tsy sitrakao’’, Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Rehefa nolazainy teo hoe: "Ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra odorana ary ny fanatitra noho ny ota" (dia ireny aterina araka ny lalàna) "no tsy ilainao ary tsy sitrakao", Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Rehefa voalaza taloha hoe: Tsy ilainao ary tsy sitrakao ny fanatitra alatsa-dra, ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ny fanatitra dorana manontolo ary ny fanatitra noho ny ota, dia ireny atolotra araka ny lalàna ireny, Jereo ny toko |