Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hebreo 10:9 - Baiboly Katolika

9 manaraka izany tohiziny hoe: Inty Aho tonga hanao ny sitraponao; ka manafoana ny voalohany Izy amin’izany mba hanorenany ny faharoa,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 dia hoy indray Izy: Inty Aho tonga hanao ny sitraponao. Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Ary hoy koa Izy: «Intỳ aho, Andriamanitra ô, tonga hanao ny sitraponao.» Koa dia foanan’Andriamanitra ny sorona taloha rehetra ka soloany ny soron’i Kristy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ary hoy koa Izy: «Intỳ aho, Andriamanitra ô, tonga hanao ny sitraponao.» Koa dia foanan’Andriamanitra ny sorona taloha rehetra ka soloany ny soron’i Kristy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 dia hoy indray Izy: ,,Inty Aho tonga hanao ny sitraponao.’’ Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 dia hoy indray Izy: "Inty Aho tonga hanao ny sitraponao." Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 dia hoy indray Izy: Inty Aho tonga hanao ny sitraponao. Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy




Hebreo 10:9
7 Rohy Ifampitohizana  

Tsy sitrakao ny sorona amam-panatitra, notevehinao ny sofiko; tsy ilainao ny sorona dorana aman-tsorona fanonerana.


Ka hoy aho amin’izany: «Inty aho tonga,» miaraka amin’ny horonan-taratasy voasoratra ho ahy.


ka hoy Aho hoe: Inty Aho tonga fa Izaho no voalaza ao amin’ny horonam-boky hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra