Ezra 6:2 - Baiboly Katolika2 Ka indro hita tao Ekbatàna, tanàna mimanda ao amin’ny faritanin’i Media, horonan-taratasy anankiray nisy izao filazana voasoratra izao: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin’ny tanin’ny Mediana no nahitana horonan-taratasy iray ka izao no tantara voasoratra tao: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Saingy tao Akmeta, izay tanànamimanda ao amin’ny faritr’i Media, no nahitana horonan-taratasy anankiray mirakitra izao filazana an-tsoratra izao: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Saingy tao Akmeta, izay tanànamimanda ao amin’ny faritr’i Media, no nahitana horonan-taratasy anankiray mirakitra izao filazana an-tsoratra izao: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin’ny tanin’ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao: Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin'ny tanin'ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin’ny tanin’ny Mediana no nahitana horonan-taratasy iray ka izao no tantara voasoratra tao: Jereo ny toko |