Hebreo 10:6 - Baiboly Katolika tsy sitrakao ny sorona dorana sy ny sorona noho ny ota, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tsy sitrakao ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra noho ny ota; DIEM PROTESTANTA tsy sitrakao ireo biby dorana eo amin’ny alitara sy ireo sorona ho fanalana ny ota, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara tsy sitrakao ireo biby dorana eo amin’ny alitara sy ireo sorona ho fanalana ny ota, Baiboly Protestanta Malagasy Ny fanatitra dorana sy ny fanatitra noho ny ota tsy sitrakao; Malagasy Bible Ny fanatitra odorana sy ny fanatitra noho ny ota tsy sitrakao; La Bible en Malgache Tsy sitrakao ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra noho ny ota; |
Nohamaroinao, ry Iaveh Andriamanitro, ny zava-mahagaga aman-kevitra voakasanao anasoavanao anay; tsy misy azo ataha Aminao. Maniry hitory sy hanambara an’ireny aho, fa mihoatra ny azo lazaina Izy.
Aoka ny iray aminareo, handrindrina ny varavarana ahay, mba tsy handrehetanareo afo foana eo ambonin’ny ôteliko! Tsy mankasitraka anareo velively Aho, hoy i Iavehn’ny tafika; ary ny fanatitra avy amin’ny tananareo tsy misy ankasitrahiko.
Dia injay nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: «Inty ny Zanako malalako izay ankasitrahiko indrindra.»
Ary mandehana amin’ny fitiavana tahaka an’i Kristy, izay nanolo-tena tamin’Andriamanitra noho ny fitiavany antsika mba ho sorona amam-panatitra mani-pofona hamonjy antsika.
Efa miadana aho izao, ary manana ny ampy sy feno mihitsy, nahazo ny zavatra nampanaterinareo an’i Epafrôdita, izay toy ny zava-mani-pofona sy fanatitra ankasitrahin’Andriamanitra, raisiny an-kafaliana.
Fa hoy i Samoela: «Moa sitrak’i Iaveh tahaka ny fanekena ny tenin’i Iaveh va ny sorona dorana sy ny fanatitra? Tsara noho ny sorona ny fanekena, ary ny fanoavana noho ny saboran’ondralahy.