Izao no taranak’i Sema sy i Kama ary i Jafeta, zanak’i Nôe. Nitera-dahy izy ireo taorian’ny safodrano.
Genesisy 5:32 - Baiboly Katolika Rehefa dimanjato taona i Nôe, dia niteraka an’i Sema sy i Kama ary i Jafeta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dimanjato taona i Noa raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta. DIEM PROTESTANTA Efa 500 taona i Noà raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Efa 500 taona i Noà raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an’i Sema sy Hama ary Jafeta izy. Malagasy Bible Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an'i Sema sy Hama ary Jafeta izy. La Bible en Malgache Dimanjato taona i Noa raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta. |
Izao no taranak’i Sema sy i Kama ary i Jafeta, zanak’i Nôe. Nitera-dahy izy ireo taorian’ny safodrano.
Ireo no fianakavian’ny zanak’i Nôe, araka ny taranany, any amin’ny fireneny avy. Avy amin’ireo ny firenena niely teto ambonin’ny tany, taorian’ny safodrano.
Ary fito amby fitopolo sy fiton-jato taona no andro rehetra niainan’i Lameka; dia maty izy.
Nony efa niantomboka ho maro ny olona teto ambonin’ny tany ary efa niteraka zazavavy izy
Tamin’izay andro izay dia niditra tao an-tsambo fiara i Nôe, nomban’i Sema sy i Kama ary i Jafeta, zanakalahin’i Nôe, ary ny vadin’i Nôe, sy ny vinantovaviny telo niaraka taminy;