Genesisy 5:31 - Baiboly Katolika31 Ary fito amby fitopolo sy fiton-jato taona no andro rehetra niainan’i Lameka; dia maty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Ny andro rehetra niainan’i Lameka dia fito amby fitopolo sy fitonjato taona; dia maty izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Nisy 777 taona ny andro rehetra niainan’i Lamèka, dia maty izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Nisy 777 taona ny andro rehetra niainan’i Lamèka, dia maty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary ny andro rehetra niainan’i Lameka dia fito amby fito-polo amby fiton-jato taona; dia maty izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary ny andro rehetra niainan'i Lameka dia fito amby fito-polo amby fiton-jato taona; dia maty izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Ny andro rehetra niainan’i Lameka dia fito amby fitopolo sy fitonjato taona; dia maty izy. Jereo ny toko |