Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Nisy 777 taona ny andro rehetra niainan’i Lamèka, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Ny andro rehetra niainan’i Lameka dia fito amby fitopolo sy fitonjato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Nisy 777 taona ny andro rehetra niainan’i Lamèka, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Ary fito amby fitopolo sy fiton-jato taona no andro rehetra niainan’i Lameka; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary ny andro rehetra niainan’i Lameka dia fito amby fito-polo amby fiton-jato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary ny andro rehetra niainan'i Lameka dia fito amby fito-polo amby fiton-jato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Ny andro rehetra niainan’i Lameka dia fito amby fitopolo sy fitonjato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:31
2 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’ny nahaterahan’i Noà, dia mbola velona 595 taona i Lamèka, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


Efa 500 taona i Noà raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra