Ireo no zanakalahin-dRasela naterany tamin’i Jakôba. Efatra ambin’ny folo izy rehetra.
Genesisy 46:21 - Baiboly Katolika Zanak’i Benjamina: i Bela, i Bokora, i Asbela, i Jerà, i Naamàna, i Esỳ, i Rôsa, i Mofima, i Ofima, ary i Areda. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela, i Bekera, i Asbela, i Gera, i Namàna, i Ehy, i Rosy, i Mopima, i Hopima ary i Arda. DIEM PROTESTANTA Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela, i Bekera, i Asbela, i Gera, i Namàna, i Ehy, i Rosy, i Mopima, i Hopima ary i Arda. |
Ireo no zanakalahin-dRasela naterany tamin’i Jakôba. Efatra ambin’ny folo izy rehetra.
I Benjamina dia amboadia mamiravira; maraina izy homan-dremby, hariva izy mizara babo.»
Nisy olon’i Beliala anankiray kosa teo, atao hoe Sebà zanak’i Bokrì, Benjaminita, ka nitsoka anjomara io dia nanao hoe: «Tsy manana anjara amin’i Davida isika, tsy manana lova miaraka amin’ny zanak’i Jese, ka samia mody any an-dainy avy, ry Israely ô!»
Ny amin’i Benjamina dia hoy izy: «Malalan’i Iaveh izy, ka handry feizay monina eo akaikiny; arovan’i Iaveh lalandava izy, mipetraka eo anelanelan’ny sorony».