Nataon’i Jakôba izany ary notanterahiny ny herinandron’i Lià, dia nomen’i Labàna ho vadiny i Rasela, zanany vavy.
Genesisy 44:27 - Baiboly Katolika Ka hoy ikaky mpanomponao taminay: ‹Fantatrareo fa roa lahy no nateraky ny vadiko tamiko; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko dia niteraka roa lahy tamiko. DIEM PROTESTANTA Dia hoy i dada mpanomponao hoe: «Fantatrareo tsara fa roa lahy ihany no zanakay sy i Rahely vadiko. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i dada mpanomponao hoe: «Fantatrareo tsara fa roa lahy ihany no zanakay sy i Rahely vadiko. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko efa niteraka roa lahy tamiko; Malagasy Bible Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko efa niteraka roa lahy tamiko; La Bible en Malgache Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko dia niteraka roa lahy tamiko. |
Nataon’i Jakôba izany ary notanterahiny ny herinandron’i Lià, dia nomen’i Labàna ho vadiny i Rasela, zanany vavy.
Fa hoy izy: «Tsy hiara-midina aminareo ny zanako. Ny rahalahiny efa maty, izy irery no sisa. Ka raha hidiran-doza any amin’izay lalan-kalehanareo any izy, dia hampidininareo any amin’ny fonenan’ny maty amin’alahelo, ny voloko fotsy.»
dia izao no navalinay: ‹Tsy mahazo midina izahay; fa raha miaraka aminay ny zandrinay faralahy vao hidina izahay; satria tsy mahazo mahita tava an-dralehilahy akory izahay, raha tsy miaraka aminay ny zandrinay.›
Zana-dRasela vadin’i Jakôba: i Josefa sy i Benjamina. Ny zanak’i Josefa tany amin’ny tany Ejipta,
Ireo no zanakalahin-dRasela naterany tamin’i Jakôba. Efatra ambin’ny folo izy rehetra.