Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 44:28 - Baiboly Katolika

28 ny iray efa lasa tafasaraka tamiko, ka hoy aho hoe: Tsy maintsy ho voaviraviram-biby izy, satria tsy hitako intsony mandrak’androany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Lasa niala tamiko ny iray ka hoy aho: Tena voaviraviran’ny biby izy ka tsy hitako mandraka ankehitriny.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 Ny anankiray dia niala teto amiko; ary heveriko fa lanin’ny bibidia tokoa izy, satria tsy hitako intsony mandraka androany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ny anankiray dia niala teto amiko; ary heveriko fa lanin’ny bibidia tokoa izy, satria tsy hitako intsony mandraka androany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 fa lasa niala tamiko ny anankiray, ka hoy izaho: Voaviraviram-biby tokoa izy; ary tsy mbola hitako mandraka ankehitriny izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 fa lasa niala tamiko ny anankiray, ka hoy izaho: Voaviraviram-biby tokoa izy; ary tsy mbola hitako mandraka ankehitriny izy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Lasa niala tamiko ny iray ka hoy aho: Tena voaviraviran’ny biby izy ka tsy hitako mandraka ankehitriny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 44:28
5 Rohy Ifampitohizana  

Fa nalain’ireo rahalahiny kosa ny akanjon’i Josefa, ka namono osilahy izy, ary natsobony tamin’ny ra ny akanjo.


Fantatr’i Jakôba fa izy io, ka hoy izy: «Ny akanjon-janako tokoa. Lanin’ny biby masiaka izy! Voaviravira tokoa i Josefa.»


Hoy i Jakôba rainy taminy: «Foananareo anaka aho, fa i Josefa tsy eto intsony, i Simeôna koa tsy eto, i Benjamina indray halainareo; ary izaho ihany no itambesaran’izany rehetra izany.»


Fa hoy izy: «Tsy hiara-midina aminareo ny zanako. Ny rahalahiny efa maty, izy irery no sisa. Ka raha hidiran-doza any amin’izay lalan-kalehanareo any izy, dia hampidininareo any amin’ny fonenan’ny maty amin’alahelo, ny voloko fotsy.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra