Nohanin’ireo omby vavy mahia sady ratsy tarehy iretsy omby vavy nialoha azy, dia ireo matavy,
Genesisy 41:21 - Baiboly Katolika ka tafiditra tao an-kibony ireo; nefa tsy fantatra ho mby ao an-kibony akory, fa mbola ratsy toy ny taloha ihany ny fijery azy. Izay dia nahatsiaro aho. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa nahahinana an’ireo matavy izy dia tsy fantatra akory fa ao an-kibony ireny, fa mbola ratsy tarehy tahaka ny taloha ihany ireo. Dia nahatsiaro aho. DIEM PROTESTANTA Kanjo rehefa nihinana ireny izy fito, dia tsy fantatra akory hoe efa ao an-kibony satria mbola ratsy tarehy toy ny teo aloha ihany no fijery azy. Tamin’izay indrindra no taitra aho. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Kanjo rehefa nihinana ireny izy fito, dia tsy fantatra akory hoe efa ao an-kibony satria mbola ratsy tarehy toy ny teo aloha ihany no fijery azy. Tamin’izay indrindra no taitra aho. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa nihinana azy izy, dia tsy fantatra akory fa efa mby ao an-kibony ireny; fa mbola ratsy tarehy tahaka ny tamin’ny fahiny ihany izy. Dia nahatsiaro aho. Malagasy Bible Ary rehefa nihinana azy izy, dia tsy fantatra akory fa efa mby ao an-kibony ireny; fa mbola ratsy tarehy tahaka ny tamin'ny fahiny ihany izy. Dia nahatsiaro aho. La Bible en Malgache Rehefa nahahinana an’ireo matavy izy dia tsy fantatra akory fa ao an-kibony ireny, fa mbola ratsy tarehy tahaka ny taloha ihany ireo. Dia nahatsiaro aho. |
Nohanin’ireo omby vavy mahia sady ratsy tarehy iretsy omby vavy nialoha azy, dia ireo matavy,
Fa nanonofy indray aho, ka indreo nisy salohim-bary fito feno voa sady tsara tarehy nisondrotra avy amin’ny tahony iray ihany.
Nanaraka ireo indray dia indreto omby vavy fito hafa ratsy tarehy, mahia niakatra avy ao amin’ny ony, dia nankeo anilan’iretsy omby vavy efa teo amoron’ny ony rahateo.
Na izany rehetra izany aza anefa, tsy nihodivitra ny hatezerany, ary mbola mihinjitra ihany ny tanany.
ka hoy izy tamiko: «Ry zanak’olona, vokiso ny kibonao, ary fenoy ity taratasy atolotro anao ity ny tsinainao». Dia nohaniko izany, ka mamy hoatra ny tantely izy tao am-bavako.