Izao kosa no zanaka lahin-dRahoely: I Nahata, i Zara, i Samà, ary i Mezà. Ireo no zanaka lahin’i Basemata, vadin’i Esao.
Genesisy 36:14 - Baiboly Katolika Ary izao no zanaka lahin’i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka vavin’i Sebeôna, vadin’i Esao; niteraka an’i Jehosy sy i Ihelona ary i Kôre tamin’i Esao izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireto kosa no zanakalahin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana izay zanakavavin’i Zibona, vadin’i Esao: Niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora tamin’i Esao izy. DIEM PROTESTANTA Ny amin’i Ohôlibamà, zanakavavin’i Hanà sy zafikelin’i Tsibehôna sady vadin’i Hesao, dia ireto kosa no zanakalahiny: i Jehîsa sy i Jahelàma ary Kôrà. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny amin’i Ohôlibamà, zanakavavin’i Hanà sy zafikelin’i Tsibehôna sady vadin’i Hesao, dia ireto kosa no zanakalahiny: i Jehîsa sy i Jahelàma ary Kôrà. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no zanakalahin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana, zanakavavin’i Zibona, vadin’i Esao: niteraka an’i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin’i Esao izy. Malagasy Bible Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, zanakavavin'i Zibona, vadin'i Esao: niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin'i Esao izy. La Bible en Malgache Ireto kosa no zanakalahin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana izay zanakavavin’i Zibona, vadin’i Esao: Niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora tamin’i Esao izy. |
Izao kosa no zanaka lahin-dRahoely: I Nahata, i Zara, i Samà, ary i Mezà. Ireo no zanaka lahin’i Basemata, vadin’i Esao.
Izao no loham-pirenena amin’ny zanak’i Esao: ireo zanaka lahin’i Elifaza: i Temàna loham-pirenena, i Omara loham-pirenena, i Sefao loham-pirenena, i Seneza loham-pirenena,
Zanaka lahin’i Oolibama, vadin’i Esao: i Jehosy loham-pirenena, i Ielona loham-pirenena, ary Kôre, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin’i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, sy vadin’i Esao.
I Adà, zanaka vavin’i Elôna, Heteanina, i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka lahin’i Sebeôna Heveanina;
ary ny naterak’i Oolibama dia i Jehosy sy i Ihelôna ary i Kôre. Ireo no zanaka lahin’i Esao naterany tany amin’ny tany Kanaana.