Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 36:18 - Baiboly Katolika

18 Zanaka lahin’i Oolibama, vadin’i Esao: i Jehosy loham-pirenena, i Ielona loham-pirenena, ary Kôre, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin’i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, sy vadin’i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Izao no zanakalahin’i Oholibama, vadin’i Esao: I Jeosy, loham-pireneny, i Jalama, loham-pireneny, ary i Kora, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana, vadin’i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

18 Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Ohôlibamà vadin’i Hesao, dia i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà; izy telo lahy kosa dia avy tamin’i Ohôlibamà izay zanakavavin’i Hanà sy vadin’i Hesao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Ohôlibamà vadin’i Hesao, dia i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà; izy telo lahy kosa dia avy tamin’i Ohôlibamà izay zanakavavin’i Hanà sy vadin’i Hesao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary izao no zanakalahin’i Oholibama, vadin’i Esao: Jeosy loham-pireneny sy Jalama loham-pireneny sy Kora loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana, vadin’i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, vadin'i Esao: Jeosy loham-pireneny sy Jalama loham-pireneny sy Kora loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, vadin'i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Izao no zanakalahin’i Oholibama, vadin’i Esao: I Jeosy, loham-pireneny, i Jalama, loham-pireneny, ary i Kora, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana, vadin’i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:18
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary izao no zanaka lahin’i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka vavin’i Sebeôna, vadin’i Esao; niteraka an’i Jehosy sy i Ihelona ary i Kôre tamin’i Esao izy.


Zanaka lahin-dRahoely, zanak’i Esao: i Nahata loham-pirenena, i Zarà loham-pirenena, i Samà loham-pirenena, ary i Mezà loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin-dRahoely, amin’ny tanin’i Edôma. Zanak’i Basemata, vadin’i Esao, ireo.


Ireo no zanaka lahin’i Esao, ireo no loham-pirenena; izany no Edôma.


I Adà, zanaka vavin’i Elôna, Heteanina, i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka lahin’i Sebeôna Heveanina;


ary ny naterak’i Oolibama dia i Jehosy sy i Ihelôna ary i Kôre. Ireo no zanaka lahin’i Esao naterany tany amin’ny tany Kanaana.


Zanak’i Esao: i Elifaza, i Rahoela, i Jehosa, i Ihelona ary i Kôre.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra