Genesisy 34:7 - Baiboly Katolika
ary efa tonga avy any an-tsaha koa ny zanak’i Jakôba vao nandre izany zavatra izany; tafintohina mafy ireo lehilahy ireo ka nisafoaka mihitsy izy ireo, fa nanao izay fady indrindra i Sikema nanala baraka an’i Israely tamin’ny nandriany tamin’ny zanaka vavin’i Jakôba, ka zavatra tsy tokony hatao akory izany.
Jereo ny toko
Rehefa tonga avy tany an-tsaha ireo zanak’i Jakoba ka nandre izany dia nalahelo sady tezitra mafy, satria nahavita izay fahadalana be teo amin’ny Israely i Sekema tamin’ny nandriany tamin’ny zanakavavin’i Jakoba. Zavatra tsy fanao izany.
Jereo ny toko
Nony tonga avy tany an-tsaha ireo zanakalahin’i Jakôba ka nandre ny vaovao, dia nahatsiaro ny tenany ho afa-baràka sady nirehi-pahatezerana mafy, satria zava-pady ny nandrian’i Sekema an-keriny tamin’ny zanakavavin’i Jakôba; fa zavatra tsy fanao izany tao Israely.

Ary ny zanak’i Jakoba dia tonga avy tany an-tsaha, rehefa nandre izy, ka nalahelo sady tezitra indrindra, satria Sekema efa nanao izay fady indrindra teo amin’ny Isiraely noho ny nandriany tamin’ny zanakavavin’i Jakoba; fa zavatra izay tsy tokony hatao izany.
Jereo ny toko
Ary ny zanak'i Jakoba dia tonga avy tany an-tsaha, rehefa nandre izy, ka nalahelo sady tezitra indrindra, satria Sekema efa nanao izay fady indrindra teo amin'ny Isiraely noho ny nandriany tamin'ny zanakavavin'i Jakoba; fa zavatra izay tsy tokony hatao izany.