Genesisy 34:7 - DIEM PROTESTANTA7 Nony tonga avy tany an-tsaha ireo zanakalahin’i Jakôba ka nandre ny vaovao, dia nahatsiaro ny tenany ho afa-baràka sady nirehi-pahatezerana mafy, satria zava-pady ny nandrian’i Sekema an-keriny tamin’ny zanakavavin’i Jakôba; fa zavatra tsy fanao izany tao Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Rehefa tonga avy tany an-tsaha ireo zanak’i Jakoba ka nandre izany dia nalahelo sady tezitra mafy, satria nahavita izay fahadalana be teo amin’ny Israely i Sekema tamin’ny nandriany tamin’ny zanakavavin’i Jakoba. Zavatra tsy fanao izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nony tonga avy tany an-tsaha ireo zanakalahin’i Jakôba ka nandre ny vaovao, dia nahatsiaro ny tenany ho afa-baràka sady nirehi-pahatezerana mafy, satria zava-pady ny nandrian’i Sekema an-keriny tamin’ny zanakavavin’i Jakôba; fa zavatra tsy fanao izany tao Israely. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 ary efa tonga avy any an-tsaha koa ny zanak’i Jakôba vao nandre izany zavatra izany; tafintohina mafy ireo lehilahy ireo ka nisafoaka mihitsy izy ireo, fa nanao izay fady indrindra i Sikema nanala baraka an’i Israely tamin’ny nandriany tamin’ny zanaka vavin’i Jakôba, ka zavatra tsy tokony hatao akory izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary ny zanak’i Jakoba dia tonga avy tany an-tsaha, rehefa nandre izy, ka nalahelo sady tezitra indrindra, satria Sekema efa nanao izay fady indrindra teo amin’ny Isiraely noho ny nandriany tamin’ny zanakavavin’i Jakoba; fa zavatra izay tsy tokony hatao izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary ny zanak'i Jakoba dia tonga avy tany an-tsaha, rehefa nandre izy, ka nalahelo sady tezitra indrindra, satria Sekema efa nanao izay fady indrindra teo amin'ny Isiraely noho ny nandriany tamin'ny zanakavavin'i Jakoba; fa zavatra izay tsy tokony hatao izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Rehefa tonga avy tany an-tsaha ireo zanak’i Jakoba ka nandre izany dia nalahelo sady tezitra mafy, satria nahavita izay fahadalana be teo amin’ny Israely i Sekema tamin’ny nandriany tamin’ny zanakavavin’i Jakoba. Zavatra tsy fanao izany. Jereo ny toko |
Hihatra amin’izy roa lahy izany noho ny nanaovany zavatra fady teo amin’i Israely; fa naka ny vadin’ny namany izy sady nilaza lainga kanefa nihambo ho niteny tamin’ny anarako, na dia tsy nomeko baiko aza hanao izany. Izaho TOMPO kosa dia mahalala ny zava-drehetra sady vavolombelon’izany, hoy ny teny hentitra avy amiko.› »