Genesisy 34:8 - DIEM PROTESTANTA8 I Hamôra anefa dia nilaza tamin’izy ireo hoe: –Raiki-pitia amin-drazazavavy i Sekema zanako lahy. Koa mba omeo ho vadiny re izy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary nidinika tamin’ireo i Hamora hoe: I Sekema zanako lahy dia raiki-pitia amin’ny zanakareo vavy; koa miangavy anareo aho, mba omeo azy ho vadiny izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 I Hamôra anefa dia nilaza tamin’izy ireo hoe: –Raiki-pitia amin-drazazavavy i Sekema zanako lahy. Koa mba omeo ho vadiny re izy! Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Izao no nolazain’i Hemora tamin’izy ireo: «Raiki-pitia amin’ny zanaka vavinareo ny fon’i Sikema zanako; koa masìna ianareo, omeo azy ho vadiny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary Hamora nidinika taminy ka nanao hoe: Ny fon’i Sekema zanakolahy efa raiki-pitia amin’ny zanakareo-vavy; koa masìna hianareo, mba omeo azy ho vadiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary Hamora nidinika taminy ka nanao hoe: Ny fon'i Sekema zanakolahy efa raiki-pitia amin'ny zanakareo-vavy; koa masìna ianareo, mba omeo azy ho vadiny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary nidinika tamin’ireo i Hamora hoe: I Sekema zanako lahy dia raiki-pitia amin’ny zanakareo vavy; koa miangavy anareo aho, mba omeo azy ho vadiny izy. Jereo ny toko |
Ireo vehivavy ireo anefa dia avy amin’ny firenena izay nolazain’ny TOMPO tamin’ny Israelita hoe: «Aza miharoharo amin’ireo hafa firenena ireo ianareo ary aza avela hiharo aminareo koa izy, fa hitarika anareo hanaraka ny fanompoam-pivavahana fanaony amin’ireo andriamaniny izy.» Nefa dia tamin’ireo no niraiketan’ny fitiavan’i Salômôna;