ka hoy izy tamin’i Abrahama: «Roahy io andevovavy io sy ny zanany; fa ny zanak’io andevovavy io dia tsy mahazo miray lova amin’ny zanako, amin’i Isaaka.»
Genesisy 24:36 - Baiboly Katolika Efa antitra i Sarà, vadin’ny tompoko, no niteraka tamin’ny tompoko zazalahy anankiray izay notolorany ny fananany rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa antitra i Saraha, vadin’ny tompoko, dia niteraka zazalahy tamin’ny tompoko izy, ary efa natolotry ny tompoko ho an’ny zanany izay rehetra ananany. DIEM PROTESTANTA Ary i Sarà vadiny, na dia efa antitra aza, dia niteraka zazalahy taminy; ary izy io no namindrany ny fananany rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary i Sarà vadiny, na dia efa antitra aza, dia niteraka zazalahy taminy; ary izy io no namindrany ny fananany rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa antitra Saraha, vadin’ny tompoko, dia niteraka zazalahy tamin’ny tompoko izy; ary efa natolotry ny tompoko ho an’ny zanany izay rehetra ananany. Malagasy Bible Ary rehefa antitra Saraha, vadin'ny tompoko, dia niteraka zazalahy tamin'ny tompoko izy; ary efa natolotry ny tompoko ho an'ny zanany izay rehetra ananany. La Bible en Malgache Rehefa antitra i Saraha, vadin’ny tompoko, dia niteraka zazalahy tamin’ny tompoko izy, ary efa natolotry ny tompoko ho an’ny zanany izay rehetra ananany. |
ka hoy izy tamin’i Abrahama: «Roahy io andevovavy io sy ny zanany; fa ny zanak’io andevovavy io dia tsy mahazo miray lova amin’ny zanako, amin’i Isaaka.»
Sady tsy mba nalemy finoana izy, fa tsy noheveriny akory ity tenany efa hoatra ny maty (efa tokony ho zato taona izy fahizany) sy izato kibon’i Sarà efa ritra aina.