Genesisy 23:15 - Baiboly Katolika «Henoy ny ahy, Tompokolahy: tanin’efajato sikla volafotsy io ka zinona izany amiko sy aminao? Fa aleveno ny vadinao.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tompokolahy, mihainoa ahy! Raha izay tany tokony ho lafo sekela volafotsy efajato io, inona anefa moa izany amintsika roa lahy, fa aleveno ny fatin’ny vadinao. DIEM PROTESTANTA –Tompokolahy ô, henoy aho! Izay tany lanjambidy efajato sekela volafotsy ve dia ho inona amiko sy aminao? Fa aleveno ny fatin’ny vadinao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –Tompokolahy ô, henoy aho! Izay tany lanjambidy efajato sekela volafotsy ve dia ho inona amiko sy aminao? Fa aleveno ny fatin’ny vadinao. Baiboly Protestanta Malagasy Tompokolahy, mihainoa ahy: tany tokony ho lafo sekely volafotsy efa-jato,–inona moa izany amintsika roa lahy? fa aleveno ny fatin’ny vadinao? Malagasy Bible Tompokolahy, mihainoa ahy: tany tokony ho lafo sekely volafotsy efa-jato, inona moa izany amintsika roa lahy? fa aleveno ny fatin'ny vadinao. La Bible en Malgache Tompokolahy, mihainoa ahy! Raha izay tany tokony ho lafo sekela volafotsy efajato io, inona anefa moa izany amintsika roa lahy, fa aleveno ny fatin’ny vadinao. |
Novidiny vola zato kesità tamin’ny zanak’i Hemora, rain’i Sikema, ny lanin-tany nanorenany lay.
Izao no haloan’izay rehetra anatin’ny voaisa: antsasaky ny sikla masina izay roapolo gerà; antsasaky ny sikla no ho fanatitra halaina ho an’i Iaveh.
Ny mpanan-karena tsy handoa mihoatra, ny mahantra tsy handoa latsaka ny antsasaky ny sikla amin’ny fandoavana ny hajian’i Iaveh ho avotry ny ainareo.