Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 23:15 - DIEM PROTESTANTA

15 –Tompokolahy ô, henoy aho! Izay tany lanjambidy efajato sekela volafotsy ve dia ho inona amiko sy aminao? Fa aleveno ny fatin’ny vadinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Tompokolahy, mihainoa ahy! Raha izay tany tokony ho lafo sekela volafotsy efajato io, inona anefa moa izany amintsika roa lahy, fa aleveno ny fatin’ny vadinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 –Tompokolahy ô, henoy aho! Izay tany lanjambidy efajato sekela volafotsy ve dia ho inona amiko sy aminao? Fa aleveno ny fatin’ny vadinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 «Henoy ny ahy, Tompokolahy: tanin’efajato sikla volafotsy io ka zinona izany amiko sy aminao? Fa aleveno ny vadinao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Tompokolahy, mihainoa ahy: tany tokony ho lafo sekely volafotsy efa-jato,–inona moa izany amintsika roa lahy? fa aleveno ny fatin’ny vadinao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Tompokolahy, mihainoa ahy: tany tokony ho lafo sekely volafotsy efa-jato, inona moa izany amintsika roa lahy? fa aleveno ny fatin'ny vadinao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Tompokolahy, mihainoa ahy! Raha izay tany tokony ho lafo sekela volafotsy efajato io, inona anefa moa izany amintsika roa lahy, fa aleveno ny fatin’ny vadinao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 23:15
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia namaly an’i Abrahama indray i Hefrôna hoe:


Novidîny vola zato kesita tamin’ny taranak’i Hamôra, mpanorina ny tanàna Sekema, ny sombin-tany teo amin’ny saha izay nanorenany ny lainy.


Misy ny tany fitrandrahana volafotsy ary ny toerana fanadiovana volamena.


Izay rehetra voaisa dia samy hanome vola antsasaky ny sekela, araka ny lanja fampiasa ao amin’ny Toeramasina. Io vola io dia haloa ho Ahy TOMPO,


Ny mpanankarena tsy handoa mihoatra antsasaky ny sekela, ary ny mahantra koa tsy handoa latsak’izany; fa ny tsirairay samy handoa ho AHY ny vola voatondro mba hanavotra ny ainy.


Ny sekela volafotsy dia ho gera roapolo, ary ny sekela enimpolo kosa no ho mina iray.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra