Rehefa fitopolo taona ny andro niainan’i Tare, dia niteraka an’i Abrama sy i Nakôra ary i Aràna izy.
Genesisy 22:20 - Baiboly Katolika Tatỳ aorian’izany, nisy nampandre vaovao tamin’i Abrahama dia izao: Efa nitera-dahy tamin’i Nakôra rahalahinao koa i Melkà, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Taorianan’izany dia nisy nanambara tamin’i Abrahama hoe: Indro, niteraka zazalahy tamin’i Nahora rahalahinao koa i Milka, DIEM PROTESTANTA Taorian’izany, dia ren’i Abrahama fa tera-dahy maro tamin’i Nahôra rahalahiny koa i Milkà: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taorian’izany, dia ren’i Abrahama fa tera-dahy maro tamin’i Nahôra rahalahiny koa i Milkà: Baiboly Protestanta Malagasy ARY rehefa afaka izany, dia nisy nanambara tamin’i Abrahama hoe: Indro, efa niteraka zazalahy koa Milka tamin’i Nahora rahalahinao, Malagasy Bible Ary rehefa afaka izany, dia nisy nanambara tamin'i Abrahama hoe: Indro, efa niteraka zazalahy koa Milka tamin'i Nahora rahalahinao, La Bible en Malgache Taorianan’izany dia nisy nanambara tamin’i Abrahama hoe: Indro, niteraka zazalahy tamin’i Nahora rahalahinao koa i Milka, |
Rehefa fitopolo taona ny andro niainan’i Tare, dia niteraka an’i Abrama sy i Nakôra ary i Aràna izy.
Izao no taranak’i Tare: I Tare niteraka an’i Abrama sy i Nakôra ary i Aràna. I Aràna niteraka an’i Lôta.
I Abrama sy i Nakôra samy naka vady avy; ka ny anaran’ny vadin’i Abrama dia Saray, ary ny anaran’ny vadin’i Nakôra dia Melkà, zanak’i Aràna, rain’i Melkà sy rain’i Jeskà.
Taorian’izany, tonga tamin’i Abrama tamin’ny fahitana ny tenin’i Iaveh nanao hoe: «Aza matahotra, ry Abrama, fa Izaho no ampinganao ary ho lehibe indrindra ny valisoanao.»
Naka folo tamin’ny ramevan’ny tompony, ilay mpanompo, dia niainga handeha, ary nananany fahefana avokoa ny fananan’ny tompony. Dia nitsangana izy, ka any Mesôpôtamia any an-tanànan’i Nakôra no nalehany.
Tsy mbola tapitra akory ny teniny, dia indro tamy nitondra ny sininy teo an-tsorony i Rebekà, zanaka vavin’i Batoela zanak’i Melkà vadin’i Nakôra rahalahin’i Abrahama.
Dia hoy ny navaliny: «Zanakavavin’i Batoela zanak’i Melkà, izay naterany tamin’i Nakôra aho.»
Ary aoka ny Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Nakôra ary Andriamanitry ny razan’ireo no hitsara antsika.»
Rano mangatsiaka ho an’ny olona mangetaheta, toy izany ny filazan-java-tsoa, avy any an-tany lavitra.