Dia tonga ny anankiray tamin’ireo mpandositra nilaza izany tamin’i Abrama, Hebrio, izay nonina tao amin’ireo terebintan’i Mambre, dia ilay Amôreana rahalahin’i Eskôla sy Anera, fa olona vita fanekem-pihavanana tamin’i Abrama ireo.
Genesisy 21:27 - Baiboly Katolika Dia naka ondry aman’omby i Abrahama, natolony an’i Abimeleka ka nifanao fanekem-pihavanana izy roa lahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary naka ondry aman’osy i Abrahama ka nomeny an’i Abimeleka; dia nanao fanekena izy roa lahy. DIEM PROTESTANTA Dia naka ny ondry aman’osy sy omby i Abrahama, ka nomeny an’i Abimelèka; dia nanao fifanekena izy roa lahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia naka ny ondry aman’osy sy omby i Abrahama, ka nomeny an’i Abimelèka; dia nanao fifanekena izy roa lahy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Abrahama naka ondry aman-osy sy omby, ka nomeny an’i Abimeleka; dia nanao fanekena izy roa lahy. Malagasy Bible Ary Abrahama naka ondry aman'osy sy omby. ka nomeny an'i Abimeleka; dia nanao fanekena izy roa lahy. La Bible en Malgache Ary naka ondry aman’osy i Abrahama ka nomeny an’i Abimeleka; dia nanao fanekena izy roa lahy. |
Dia tonga ny anankiray tamin’ireo mpandositra nilaza izany tamin’i Abrama, Hebrio, izay nonina tao amin’ireo terebintan’i Mambre, dia ilay Amôreana rahalahin’i Eskôla sy Anera, fa olona vita fanekem-pihavanana tamin’i Abrama ireo.
Hoy ny navalin’i Abimeleka: «Tsy mahalala izay nanao izany aho; fa ianao tsy mampandre ahy, izaho tsy nandre izany raha tsy vao izao.»
Koa ankehitriny, avia hanao fanekem-pihavanana isika, dia izaho sy ianao, mba hisy vavolombelona amiko sy aminao.»
Vato soa ho an’izay manana azy ny fanatitra, ka amin’izay itodihany ahombiazany avokoa.
Ny fanatitra omen’ny olona no mahalalaka ny lalany, sy mampiditra azy eo amin’ny lehibe.
Ny olona maro sakaiza, hahazo loza amin’ireny; fa mba misy izay sakaiza mifikitra noho ny rahalahy.
Ny fanomezana mangingina mampitony hatezerana; ny fanatitra alaina anaty valombalonan-damba mampitsahatra fahavinirana efa tafahoatra.
Fa ny andriana manan-kevitra mendrika andriana, sy hitsangan-kanao asa mendrika andriana.
Raha efa izany dia naka ny anankiray tamin’ny taranak’andriana izy, ka nanao fanekena taminy sy nampianiana azy.
tsy ampy saina, mpivadi-panekena, tsy manam-piononana, tsy manana olon-tiana, tsy miantra.
Ry kristianina havana, miteny araka ny fanaon’ny olona aho; na ny fanekena ataon’ny olona fotsiny aza, rehefa vita mafy, dia tsy azon’olona foanana na ovana.