Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 31:44 - Baiboly Katolika

44 Koa ankehitriny, avia hanao fanekem-pihavanana isika, dia izaho sy ianao, mba hisy vavolombelona amiko sy aminao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

44 Koa ankehitriny, andeha hanao fanekena isika, dia izaho sy ianao, koa aoka ho vavolombelona amiko sy aminao izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

44 Koa andeha ankehitriny hanao fifanekena izaho sy ianao, ary aoka hisy vavolombelon’izany eo amintsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Koa andeha ankehitriny hanao fifanekena izaho sy ianao, ary aoka hisy vavolombelon’izany eo amintsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

44 Koa ankehitriny avia hanao fanekena isika, dia izaho sy hianao, ka aoka ho vavolombelona amiko sy aminao izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

44 Koa ankehitriny avia hanao fanekena isika, dia izaho sy ianao, ka aoka ho vavolombelona amiko sy aminao izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

44 Koa ankehitriny, andeha hanao fanekena isika, dia izaho sy ianao, koa aoka ho vavolombelona amiko sy aminao izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 31:44
11 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izany andro izany nanao fanekena tamin’i Abrama i Iaveh nanao hoe: «Omeko ny taranakao ity tany ity hatrany amin’ny onin’i Ejipta ka hatrany amin’ny ony lehibe, dia i Eofrata izany;


Ary hoy i Labàna: «Ity fanataovana ity no vavolombelona amiko sy aminao anio.» Izany no nanaovana ny anarany hoe Galaada,


Ity fanataovana ity no vavolombelona ary ity tsangam-bato ity no vavolombelona fa izaho tsy hihoatra any aminao, any ambadik’ity fanataovana ity; ianao tsy hihoatra aty amiko, aty ambadik’ity fanataovana ity, sy ity tsangam-bato ity, hanisy ratsy.


«Koa soraty izao tononkira izao. Ampianaro ny zanak’i Israely, ary ataovy eo am-bavany mba ho vavolombelona hoentiko miampanga ny zanak’i Israely izany tononkira izany.


Koa rehefa hidiran-doza amam-pahoriana be izy, dia izao tononkira izao no ho vavolombelona hiampanga azy, fa tsy ho very tadidy, tsy ho afaka am-bavan’ny taranany izao. Satria efa fantatro izay saina eo aminy hatramin’ny ankehitriny, na dia alohan’ny hampidirako azy any amin’ny tany nampanantenaiko tamim-pianianana aza».


«Raiso ity bokin’ny lalàna ity ka apetraho eo anindran’ny fiaran’ny faneken’i Iaveh Andriamanitrareo, ka eo izy dia vavolombelona miampanga anao.


fa mba ho vavolombelona ho anay sy ianareo, sy ny fara mandimby antsika, fa izahay dia manompo an’i Iaveh eo anatrehany amin’ny sorona doranay, sy ny soronay, ary ny sorom-pihavananay, mba tsy hilazan’ny taranakareo amin’ny taranakay rahatrizay hoe: Tsy manana anjara amin’i Iaveh ianareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra