Hoy i Iaveh tamin’i Abrama: «Mialà amin’ny taninao sy amin’ny fianakavianao ary amin’ny tranon-drainao mba ho any amin’ny tany hasehoko anao.
Genesisy 20:13 - Baiboly Katolika Nony nampivezivezen’Andriamanitra lavitra ny tranon’ikaky aho, dia hoy aho tamin’i Sarà: Izao no fitia angatahiko hataonao amiko: Any amin’izay tany rehetra hahatongavantsika any aho lazao hoe: Anadahiko io.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha nampifindrafindra ahy hiala tamin’ny tranon’ny raiko Andriamanitra dia hoy aho tamin’ny vadiko: Izao no soa hataonao amiko any amin’izay tany rehetra halehantsika, dia ny filazanao ahy hoe: Anadahiko izy. DIEM PROTESTANTA Rehefa nasain’Andriamanitra nandao ny tranon-draiko aho, dia hoy aho tamin’ny vadiko: «Izao no rohim-pihavanana hampiasainao amiko: Any amin’ny toerana rehetra izay halehantsika dia lazao hoe anadahinao aho.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa nasain’Andriamanitra nandao ny tranon-draiko aho, dia hoy aho tamin’ny vadiko: «Izao no rohim-pihavanana hampiasainao amiko: Any amin’ny toerana rehetra izay halehantsika dia lazao hoe anadahinao aho.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha nampifindrafindra ahy hiala tamin’ny tranon’ny raiko Andriamanitra, dia hoy izaho tamin’ny vadiko: Izao no soa hataonao amiko any amin’izay tany rehetra halehantsika dia lazao aho hoe: Anadahiko izy. Malagasy Bible Ary raha nampifindrafindra ahy hiala tamin'ny tranon'ny raiko Andriamanitra, dia hoy izaho tamin'ny vadiko: Izao no soa hataonao amiko any amin'izay tany rehetra halehantsika dia lazao aho hoe: Anadahiko izy. La Bible en Malgache Ary raha nampifindrafindra ahy hiala tamin’ny tranon’ny raiko Andriamanitra dia hoy aho tamin’ny vadiko: Izao no soa hataonao amiko any amin’izay tany rehetra halehantsika, dia ny filazanao ahy hoe: Anadahiko izy. |
Hoy i Iaveh tamin’i Abrama: «Mialà amin’ny taninao sy amin’ny fianakavianao ary amin’ny tranon-drainao mba ho any amin’ny tany hasehoko anao.
Sady anabaviko ihany tokoa izy, saingy zanak’idada, fa tsy zanak’ineny, ka dia novadiko.
Moa tsy nolazainy tamiko hoe: Anabaviko io? Ary ravehivavy koa nilaza tamiko hoe: Anadahiko izy. Ary fo mahitsy sy tanana madio no nanaovako izany.»
handefasany azy an-katakonana hitifitra ny tsy manan-tsiny; alefany hamelezany azy tampoka, tsy manan-tahotra akory.
Dia hoy i Piera taminy: «Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin’ny Tompo? Indro mby eo am-baravarana ny tongotr’izay nandevina ny vadinao, ka hitondra anao koa.»
Ny finoana no naneken’i Abrahama ny fiantsoan’Andriamanitra azy, handeha ho any amin’ny tany izay horaisiny ho lova, ka niainga izy nefa tsy fantany akory izay halehany.
Dia hoy i Saola: «Hotahin’i Iaveh anie ianareo noho izao famindram-ponareo amiko izao.