Ary nifona tamin’Andriamanitra i Abrahama dia nositranin’Andriamanitra i Abimeleka sy ny vadiny ama-mpanompovaviny, ka niteraka ireo.
Genesisy 12:17 - Baiboly Katolika Nefa loza mafy dia mafy no namelezan’i Iaveh an’i Faraôna sy ny ankohonany, noho ny amin’i Saray vadin’i Abrama, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nasian’NY TOMPO areti-mandoza anefa i Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama. DIEM PROTESTANTA Fa ny TOMPO namely loza goavana ny Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa ny TOMPO namely loza goavana ny Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nasian’i Jehovah areti-mandoza Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama. Malagasy Bible Dia nasian'i Jehovah areti-mandoza Farao sy ny ankohonany noho ny amin'i Saray, vadin'i Abrama. La Bible en Malgache Nasian’NY TOMPO areti-mandoza anefa i Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama. |
Ary nifona tamin’Andriamanitra i Abrahama dia nositranin’Andriamanitra i Abimeleka sy ny vadiny ama-mpanompovaviny, ka niteraka ireo.
Fa efa nataon’i Iaveh momba ny kibon’ny ankohonan’i Abimeleka rehetra noho ny amin’i Sarà vadin’i Abrahama.
Tonga tamin’i Abimeleka tamin’ny nofy anefa Andriamanitra nony alina, ka nanao taminy hoe: «Indro ho faty ianao, noho ny amin’ny vehivavy nalainao, fa vadin’olona izy.»
Dia hoy i Davida tamin’i Ornàna: «Afoizo ho ahy ny tokotany misy ity famoloana ity, fa hanorenako ôtely ho an’i Iaveh; afoizo ho ahy amin’izay tokom-bidiny marina haloa vola, hialan’ny aretina mandringana ny vahoaka.»
izay tsy mba mizaha tavan’olona amin’ny lehibe, ary tsy mijery ny manan-karena noho ny mahantra, satria samy asa tanany avokoa izy rehetra.
Aoka hanan-kaja amin’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandrian’ny mpivady fa hohelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin’olona.