Genesisy 11:27 - Baiboly Katolika
Izao no taranak’i Tare: I Tare niteraka an’i Abrama sy i Nakôra ary i Aràna. I Aràna niteraka an’i Lôta.
Jereo ny toko
Ary izao no taranak’i Tera: I Tera dia niteraka an’i Abrama sy i Nahora ary i Harana. I Harana dia niteraka an’i Lota.
Jereo ny toko
Ireto avy no taranak’i Tera, rain’i Abrama sy i Nahôra ary i Haràna. I Haràna dia niteraka an’i Lôta,
Jereo ny toko
Ireto avy no taranak’i Tera, rain’i Abrama sy i Nahôra ary i Haràna. I Haràna dia niteraka an’i Lôta,
Jereo ny toko
ARY izao no taranak’i Tera: Tera niteraka an’i Abrama sy Nahora ary Harana; ary Harana niteraka an’i Lota.
Jereo ny toko
Ary izao no taranak'i Tera: Tera niteraka an'i Abrama sy Nahora ary Harana; ary Harana niteraka an'i Lota.
Jereo ny toko
Ary izao no taranak’i Tera: I Tera dia niteraka an’i Abrama sy i Nahora ary i Harana. I Harana dia niteraka an’i Lota.
Jereo ny toko