2Petera 2:7 - Baiboly Katolika7 ary matoa Izy namonjy an’i Lôta olo-marina, izay nijaly noho ny haratsiam-pitondràn-tenan-dry zareo tsy misoro-doza, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 fa i Lota, lehilahy marina kosa izay ory dia ory noho ny fanaranam-pon’ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Nafahan’Andriamanitra kosa i Lôta, izay tia ny rariny ka ory dia ory noho ny fitondrantena ratsy nasehon’ny olona tsy miraharaha lalàna; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nafahan’Andriamanitra kosa i Lôta, izay tia ny rariny ka ory dia ory noho ny fitondrantena ratsy nasehon’ny olona tsy miraharaha lalàna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 fa Lota marina, izay ory dia ory noho ny fijejojejoan’ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka ( Jereo ny tokoMalagasy Bible7 fa Lota marina, izay ory dia ory noho ny fijejojejoan'ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 fa i Lota, lehilahy marina kosa izay ory dia ory noho ny fanaranam-pon’ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka, Jereo ny toko |